Portada

MADAGASIKARA IBD

PRAIRIE STAR PUBLICATIONS
06 / 2017
9781563448584
MALGACHE

Sinopsis

Ity boky ity dia mitantara ireo dingana voalohany tamin&rsquo,ny fanorenana ny Fiangonan&rsquo,ny Nazareana. Mijoro vavolombelona momba ny fomba mazava sy malalaka ny fitarihan&rsquo,Andriamanitra. Diapenina nokalian&rsquo,i John sy ny reniny, mahavariana ny mamaky azy. Mampahafantatra mikasika ny antson&rsquo,ny misionera amin&rsquo,ny fiaraha-monina misy ankehitriny. Mijoro vavolombelona ny amin&rsquo,ny maha- matoky ny olon&rsquo,Andriamanitra. Mamela antsika ahalala ny fandehan&rsquo,ny iraka amin&rsquo,izao vaninandro moderina izao. Tsy misy amin&rsquo,izay mamaky ity boky ity no hiala amin&rsquo,ny fitiavana sy hazavana niainan&rsquo,ireo izay manambara fa manana fahafahana ho an&rsquo,Andriamanitra. Ny fitiavana, ny vesatra ho an&rsquo,ny hafa, ary ny hetaheta te hikarakara rehefa mitondra ny Filazantsara, dia mampisy aingam-panahy ary mandrisika tokoa. Rehefa voavakinao ity boky ity, dia hanana faniriana te ho ampiasain&rsquo,Andriamanitra ianao, ary hanana fahatsapana sy vesatra lalina hivavaka ho an&rsquo,ireo miroso amin&rsquo,izany asa izany.

PVP
8,55